|
|
|
|

Entrée1  mitono aina
Mots élémentaires  2 mitono, 3 aina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1]
Explications en anglais  6 to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2]
7 to risk one's life [1.7]
Explications en français  8 risquer sa vie [1.8]
Exemples  9  Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Synonymes  10 manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina

Mis à jour le 2025/09/12